Eugene Heriniaina - Tsiky dia ampy

Takelaka fifampizarana...

Takelaka vaovao

Nanapa-kevitra ny nanavao ity takelaka ity ihany aho nony farany. Ny antony mahatonga ahy  hanao takelaka manokana dia hitako hoe betsaka ny zavatra tiako havoaka nefa tsy vitan'ny blaogy atsy na blaogy ato. Manjary ny any amin'ny facebook no manjary hitehirizana azy. Ny tanjona tamin'ity takelaka manokana ity hatramin'ny voalohany koa, ankoatra ny fitehirizana, dia fifampizaràna ireo zavatra vitsivitsy ataoko. Fifampizaràna, hoy aho, fa tsy fizaràna... satria maniry aho mba ho afaka mizara amiko izay ao antsainy koa ny mpamaky... na amin'ny fametrahana hevitra sy tsikera izany na amin'ny fizaràna amin'ny hafa izay hitany ato.

Dia tonga soa indray.

Heviteny

Ahoana kay no manao blocage ity compte ity azafady

Tiako hoblokena ity compteko ity de ahona no manao azy

Kaonty inona izany fa tsy arako an

Rehefa tsy ampiasaina io dia bloké ho azy :-)

Otran'ny tsy manana blaogy zah nefa efa ela ela kely ihany no tato! fa ahoana ngah?

Salama Mr Eugene, azafady, mba tiako ho hay ny manao "mis à jour" ny amin'ny téléphone fa tsy hitako ao ireo hira vao nisy nampiditra.
Misaotra indrindra.
Natoro

SALAMA TOMPOKO , mba mangataka fanavaozana atao @ fomba fampidirana saritava fa mijaly be zahay mampiasa phone mobile satria tsy mety le manoritra efajoro am phone mobile , MISAOTRA MIALOHA TOMPOKO