Serasera 3 minitra
Fanabeazana tsy mikapoka
Nampidirin'i hery ny Sat, 07/27/2019 - 21:26Alahady iray teto Roma
Nampidirin'i hery ny Wed, 03/01/2017 - 11:25Video ho an'ireo izay tsy tia sy mpankahala
Nampidirin'i hery ny Wed, 02/22/2017 - 21:57Mila omena ny anjarany koa na dia ireo tsy tia aza ka.
Misaotra anareo.
Izaho koa dia miantso hoe #FreeHiary
Nampidirin'i hery ny Mon, 02/20/2017 - 06:58Nanapa-kevitra ny hanambatra ny feoko amin'ireo izay mangataka ny hanafahana an'i Hiary Rapanoelina koa ny tenako.
Fampahafantarana takelaka ohabolana.org sy ny rakibolana.org
Nampidirin'i hery ny Sat, 02/18/2017 - 00:00Fampahafantarana ny ohabolana.org sy ny rakibolana.org
Ho an'izay manana iphone
Nampidirin'i hery ny Mon, 02/13/2017 - 00:00Ito ilay lien: https://www.leetchi.com/c/projets-de-hery-16470725
Tsy vazivazy fa raha feno io dia havadiko ho an'ny iphone daholo ny app nataoko.
Marihiko fa mbola vao hianatra language Objective C aho izany saingy inoako fa tsy dia ho olana.
Rehefa tsy tafa io dia miverina ny volan'izay nandrotsaka.
Hitatatra ho an-dRainilezafy
Nampidirin'i hery ny Sat, 02/11/2017 - 00:00Resaka San Remo - Festival de la musique italienne
Rehefa manao zavatra iray ka tonga avy eo ny milaza ho tompony maka azy dia izay no hoe nitatatra ho an-dRainilezafy. Fa iza Rainilezafy?
Rehefa manao zavatra iray ka tonga avy eo ny milaza ho tompony maka azy dia izay no hoe nitatatra ho an-dRainilezafy. Fa iza Rainilezafy?
Jereo ny site: http://anosilavafianakaviana.e-monsite.com/pages/presentation.html
Ny fifanajana no hanombohana ny firaisam-pinoana
Nampidirin'i hery ny Thu, 02/09/2017 - 00:00Mivoana kely amin'ny resaka fanaoko aho amin'ity vlog ity. Resaka mikasika izay niseho tamin'ny lamesa lehibe 29 janoary 2017 teny Mahamasina. Samy manana ny finoany, ny faharesen-dahany, ny fiangonany, ny fombany, fa ny fifanajana no hahafahana manamora ny fiaraha-miaina.