Eugene Heriniaina - Tsiky dia ampy

Takelaka fifampizarana...

Site

Takelaka vaovao

Nanapa-kevitra ny nanavao ity takelaka ity ihany aho nony farany. Ny antony mahatonga ahy  hanao takelaka manokana dia hitako hoe betsaka ny zavatra tiako havoaka nefa tsy vitan'ny blaogy atsy na blaogy ato. Manjary ny any amin'ny facebook no manjary hitehirizana azy. Ny tanjona tamin'ity takelaka manokana ity hatramin'ny voalohany koa, ankoatra ny fitehirizana, dia fifampizaràna ireo zavatra vitsivitsy ataoko. Fifampizaràna, hoy aho, fa tsy fizaràna...