Mampiseho sarin'i Flickr

Ny antony nanaovana ity dia mba hahafahana mametraka sary maromaro avy hatrany avy any amin'ny Flickr. Azonao atao dika-petaka avy hatrany ny sary azo ka apetraka amin'ny blaoginao na takelaka hafa.