Eugene Heriniaina - Tsiky dia ampy

Takelaka fifampizarana...

Ny fifanajana no hanombohana ny firaisam-pinoana

Mivoana kely amin'ny resaka fanaoko aho amin'ity vlog ity. Resaka mikasika izay niseho tamin'ny lamesa lehibe 29 janoary 2017 teny Mahamasina. Samy manana ny finoany, ny faharesen-dahany, ny fiangonany, ny fombany, fa ny fifanajana no hahafahana manamora ny fiaraha-miaina.