Eugene Heriniaina - Tsiky dia ampy

Takelaka fifampizarana...

Izaho koa dia miantso hoe #FreeHiary

Nanapa-kevitra ny hanambatra ny feoko amin'ireo izay mangataka ny hanafahana an'i Hiary Rapanoelina koa ny tenako.