Takelaka manokana

Takelaka manokan'i Hery (iza moa i hery?)... mampiasa manontolo ny fitaovana hoe Solaitra izay miasa ihany koa ho an'ny serasera.org. Azonao jerena ato amin'ity takelaka ity ny tetikasa ataoko na andraisako anjara. Ny momba ny serasera, mazava ho azy, ary ny fiainako ankoatra ny resaka informatika sy resaka site.

Saika adino :-) Raha toa ka manan-kevitra hanome vola ahy ianao dia tsindrio eto

Mandrosoa ary.

Nohavaozina ihany koa ny takelako

Nohavaozina ihany koa ny takelako androany. Manomboka izao dia mampiasa ilay Solaitra vaovao (CI-CMS under GNU/GPL2) ihany koa ity takelaka ity. Ny fomba fiasa dia tsy miova, fa nohatsaraina fotsiny ny… More>>

My blog

Twitter update

  • 10 andro aorian'ny ascension ny pentecote. mandritra izany indrindra no iantsoana ny fanomezan'ny Fa... http://t.co/euUx5M9C
  • #bizna Bri Mamika: http://t.co/vSzIprpI
  • Havaozina kely ny audio amin'ilay hira "Injany fa miantso ahy"... hapetrako rehefa rahalina
  • Ok, je vais tout recommencer... mon CPU est 64bits compatible, donc c'est mieux d'installer Win7 64bits pour profiter des 4Go de RAM #lagy
  • 30 ministres du gouvernement Ayraut sont sur twitter https://t.co/GK9SWS1m